2 Mpanjaka 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah izay tompoiko,+ dia tsy handray an’io aho.”+ Ary niangavy azy fatratra i Namàna mba handraisany izany, fa tsy nety mihitsy izy.
16 Hoy anefa i Elisa: “Raha mbola velona koa i Jehovah izay tompoiko,+ dia tsy handray an’io aho.”+ Ary niangavy azy fatratra i Namàna mba handraisany izany, fa tsy nety mihitsy izy.