FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy indray i Jehovah taminy: “Mba atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao hoe ny tananao, azafady.” Dia natsofony tao ny tanany, ka nony navoakany avy tao dia boka sady fotsy be.*+

  • Nomery 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary niala avy teo ambonin’ny tranolay ny rahona, ary io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.*+ Ary nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany fa boka izy.+

  • Ohabolana 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Toy ny fofonaina mihelina ny harena azo amin’ny lainga.+ Izay te ho faty no mikatsaka izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara