FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Aza mihinana zava-maharikoriko, na inona izany na inona.+

  • Ezekiela 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hoy aho: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tsy olona maloto ange aho e!+ Ary mbola tsy nihinana biby maty ho azy aho na nihinana biby noviraviraim-biby, hatramin’ny fahazazako ka hatramin’izao.+ Ary mbola tsy niditra tamin’ny vavako ny hena maloto.”+

  • Asan’ny Apostoly 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nisy izao karazam-biby rehetra izao tao anatiny, dia biby manan-tongotra efatra sy mandady izay fahita etỳ an-tany, ary koa voro-manidina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara