11 Re teny am-pantsakana+ ny feon’ny olona sasany mpizara rano.
Teny no nitantarany ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah,+
Sy ny zavatra ara-drariny nataon’ny olony monina eny ambanivohitr’Israely.
Tamin’izay no nidinan’ny vahoakan’i Jehovah teny am-bavahady.