Nomery 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+ 2 Tesalonianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mivavaha foana koa mba ho afaka amin’ny mpisompatra sy ny ratsy fanahy izahay,+ satria tsy ary manam-pinoana daholo ny olona rehetra.+
11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+
2 Mivavaha foana koa mba ho afaka amin’ny mpisompatra sy ny ratsy fanahy izahay,+ satria tsy ary manam-pinoana daholo ny olona rehetra.+