Salamo 82:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsarao araka ny hitsiny ny mahantra sy ny kamboty ray.+Omeo rariny ny ory sy ny madinika.+ Ohabolana 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+ Ohabolana 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny rariny no ahafahan’ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny,+ fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.+ Ohabolana 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao hisoka-bava, ka hitsara araka ny rariny ary hiady ho an’ny ory sy ny mahantra.+
21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+
4 Ny rariny no ahafahan’ny mpanjaka mampiorina mafy ny taniny,+ fa mandrava azy kosa ny olona tia kolikoly.+