2 Samoela 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy anefa i Itahy tamin’ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko,+ dia any amin’izay hisy ny mpanjaka tompoko no hisy ny mpanomponao koa, na ho faty na ho velona!”+ Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+ fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+
21 Hoy anefa i Itahy tamin’ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko,+ dia any amin’izay hisy ny mpanjaka tompoko no hisy ny mpanomponao koa, na ho faty na ho velona!”+