1 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Nasandratro avy tamin’ny vovoka+ ianao mba hotendreko ho mpitarika ny Israely oloko,+ nefa ianao mbola nanao hoatran’ny nataon’i Jeroboama,+ ka nampanota ny Israely oloko. Nampahatezitra ahy mantsy ny Israely noho ny fahotany.+
2 “Nasandratro avy tamin’ny vovoka+ ianao mba hotendreko ho mpitarika ny Israely oloko,+ nefa ianao mbola nanao hoatran’ny nataon’i Jeroboama,+ ka nampanota ny Israely oloko. Nampahatezitra ahy mantsy ny Israely noho ny fahotany.+