Isaia 48:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”, hoy i Jehovah.+ Romanina 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary tsy fantany ny lalan’ny fiadanana.”+