Deoteronomia 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+ Deoteronomia 27:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’ 1 Mpanjaka 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny. Salamo 119:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Noteneninao mafy ireo olom-boaozona sahisahy ratsy,+Izay mihataka amin’ny didinao.+
15 “‘Voaozona izay manao sary sokitra,+ na sarivongana metaly,+ dia zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ sady asa tanan’ny mpanao asa hazo sy asa vy,+ eny, voaozona izay mametraka izany ao amin’ny miafina.’ Ary ny olona rehetra hamaly hoe: ‘Amena!’*+
25 “‘Voaozona izay mandray kolikoly mba hamonoana olona* ho faty, ka mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny.