Lioka 24:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ary nosarahina tamin’izy ireo izy ka nakarina ho any an-danitra,+ raha mbola nitso-drano an’ireo. Hebreo 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa tsy misy iadian-kevitra fa izay kely no mahazo tsodrano avy amin’izay lehibe noho izy.+