Salamo 125:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay mivily hanaraka lalana tsy mahitsy kosa+Horoahin’i Jehovah miaraka amin’ny mpanao ratsy.+Fiadanana anie ho an’ny Israely!+ Ohabolana 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry,+ fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.+
5 Fa izay mivily hanaraka lalana tsy mahitsy kosa+Horoahin’i Jehovah miaraka amin’ny mpanao ratsy.+Fiadanana anie ho an’ny Israely!+