1 Mpanjaka 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia nidina i Zadoka+ mpisorona sy Natana+ mpaminany sy Benaia+ zanak’i Joiada sy ny Keretita+ ary ny Peletita,+ ka nampitaingeniny an’i Solomona ilay ramolevavin’i Davida Mpanjaka,+ ary nentiny tany Gihona+ i Solomona.
38 Dia nidina i Zadoka+ mpisorona sy Natana+ mpaminany sy Benaia+ zanak’i Joiada sy ny Keretita+ ary ny Peletita,+ ka nampitaingeniny an’i Solomona ilay ramolevavin’i Davida Mpanjaka,+ ary nentiny tany Gihona+ i Solomona.