2 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+ 2 Mpanjaka 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nafenina tao an-tranon’i Jehovah enin-taona izy, niaraka tamin’ilay vehivavy, raha mbola nanjaka nanerana ilay tany i Atalia.+
11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+
3 Nafenina tao an-tranon’i Jehovah enin-taona izy, niaraka tamin’ilay vehivavy, raha mbola nanjaka nanerana ilay tany i Atalia.+