FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary tamin’ny taona fahafito dia nampanalain’i Joiada+ ny lehiben’ny zato tamin’ny Karianina+ mpiaro ny mpanjaka sy ny lehiben’ny mpihazakazaka,+ ka nentiny nankany aminy tao an-tranon’i Jehovah. Dia nanao fifanekena+ tamin’izy ireo izy, ary nampianiana+ azy ireo tao an-tranon’i Jehovah. Avy eo dia nasehony azy ireo ilay zanaky ny mpanjaka.

  • 2 Tantara 23:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nomen’i Joiada mpisorona an’ireo lehiben’ny zato+ ny lefon’i Davida Mpanjaka+ sy ny ampingany ary ny ampingany boribory,+ izay tao an-tranon’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara