14 Nirahin’i Joiada mpisorona anefa ireo lehiben’ny zato voatendry hitari-tafika, ka nilazany hoe: “Avoahy eny ivelan’ny filaharana izy.+ Ary izay rehetra manaraka azy, dia vonoy amin’ny sabatra!” Efa nilaza mantsy ilay mpisorona hoe: “Aza vonoina ao an-tranon’i Jehovah izy.”