2 Tantara 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fito taona i Joasy tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.+
24 Fito taona i Joasy tamin’izy nanomboka nanjaka,+ ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba.+