2 Mpanjaka 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary ny ampahatelony ho eo amin’ny Vavahadin’ny+ Fototra, ary ny ampahatelony ambiny ho eo amin’ny vavahady ao ambadik’ireo mpihazakazaka. Ary hifandimby hiambina tsara ny tranon’ny mpanjaka+ ianareo. Salamo 84:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo any an-toeran-kafa.+Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’Andriamanitro,+Toy izay hiriaria ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.+
6 ary ny ampahatelony ho eo amin’ny Vavahadin’ny+ Fototra, ary ny ampahatelony ambiny ho eo amin’ny vavahady ao ambadik’ireo mpihazakazaka. Ary hifandimby hiambina tsara ny tranon’ny mpanjaka+ ianareo.
10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo any an-toeran-kafa.+Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’Andriamanitro,+Toy izay hiriaria ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.+