2 Mpanjaka 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy mba nialan’i Jeho anefa ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, dia ireo fahotana nampanotan’i Jeroboama ny Israely,+ izany hoe ny fivavahana tamin’ilay zanak’omby volamena+ tany Betela sy ilay tany Dana.+ 2 Mpanjaka 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary efa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely. Koa nataon’izy ireo mpanjaka i Jeroboama zanak’i Nebata. Nampiala ny Israely tsy hanaraka an’i Jehovah anefa i Jeroboama,+ ka nahatonga ny Israely hanao fahotana lehibe.+
29 Tsy mba nialan’i Jeho anefa ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, dia ireo fahotana nampanotan’i Jeroboama ny Israely,+ izany hoe ny fivavahana tamin’ilay zanak’omby volamena+ tany Betela sy ilay tany Dana.+
21 Ary efa nendahany niala tamin’ny taranak’i Davida ny Israely. Koa nataon’izy ireo mpanjaka i Jeroboama zanak’i Nebata. Nampiala ny Israely tsy hanaraka an’i Jehovah anefa i Jeroboama,+ ka nahatonga ny Israely hanao fahotana lehibe.+