2 Mpanjaka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nandefa iraka ho any amin’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, i Amazia nanao hoe: “Tongava, andao isika hifanandrina.”+
8 Dia nandefa iraka ho any amin’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, i Amazia nanao hoe: “Tongava, andao isika hifanandrina.”+