FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nandefa iraka ho any amin’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely, i Amazia nanao hoe: “Tongava, andao isika hifanandrina.”+

  • 2 Mpanjaka 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary i Amazia mpanjakan’ny Joda zanak’i Joasy zanak’i Ahazia, no nosamborin’i Joasy mpanjakan’ny Israely tany Beti-semesy. Dia nankany Jerosalema izy ireo. Ary nanagorobahan’i Joasy efajato hakiho* ny mandan’i Jerosalema, nanomboka teo amin’ny Vavahadin’i Efraima+ ka hatreo amin’ny Vavahady An-jorony.+

  • 2 Tantara 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary naka hevitra tamin’olon-kafa i Amazia mpanjakan’ny Joda ka nandefa iraka ho any amin’i Joasy zanak’i Joahaza, zanak’i Jeho mpanjakan’ny Israely,+ nanao hoe: “Tongava, andao isika hifanandrina!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara