FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nalain’i Joasy zanak’i Joahaza indray ireo tanàna teo am-pelatanan’i Beni-hadada zanak’i Hazaela. Tamin’ny ady mantsy no nahazoan’i Beni-hadada an’ireo tanàna ireo teo am-pelatanan’i Joahaza rain’i Joasy. Koa namely azy intelo i Joasy, ka azony indray ireo tanànan’ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara