Jaona 11:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia nivoaka ilay lehilahy efa maty, mbola nisy fehim-paty+ ny tongony aman-tanany, ary nisy fehy lamba ny tarehiny. Hoy i Jesosy tamin’ny olona: “Vahao izy, ka avelao handeha.” Hebreo 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nisy vehivavy nandray ny havany efa maty, izay natsangana.+ Fa ny hafa indray nampijalijalina noho izy ireo tsy nanaiky hafahana tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana, mba hahazoany fitsanganana tsara kokoa.
44 Dia nivoaka ilay lehilahy efa maty, mbola nisy fehim-paty+ ny tongony aman-tanany, ary nisy fehy lamba ny tarehiny. Hoy i Jesosy tamin’ny olona: “Vahao izy, ka avelao handeha.”
35 Nisy vehivavy nandray ny havany efa maty, izay natsangana.+ Fa ny hafa indray nampijalijalina noho izy ireo tsy nanaiky hafahana tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana, mba hahazoany fitsanganana tsara kokoa.