1 Mpanjaka 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina ka mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy.+ Rehefa any ianao, dia hosory+ ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+ 2 Mpanjaka 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanomboka nampisaratsaraka ny Israely i Jehovah, tamin’izany andro izany. Ary namely azy ireo foana i Hazaela,+ tany amin’ny faritra rehetran’ny Israely,
15 Dia hoy i Jehovah taminy: “Mandehana miverina ka mankanesa any an-tany efitr’i Damaskosy.+ Rehefa any ianao, dia hosory+ ho mpanjakan’i Syria i Hazaela.+
32 Nanomboka nampisaratsaraka ny Israely i Jehovah, tamin’izany andro izany. Ary namely azy ireo foana i Hazaela,+ tany amin’ny faritra rehetran’ny Israely,