1 Samoela 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tezitra be+ i Saoly. Tsy tiany mantsy izany teny izany, ka hoy izy anakampo: “Ny an’i Davida nataony alinalina, fa ny ahy kosa nataony arivoarivo. Ny fanjakana ihany sisa no tsy azony!”+
8 Dia tezitra be+ i Saoly. Tsy tiany mantsy izany teny izany, ka hoy izy anakampo: “Ny an’i Davida nataony alinalina, fa ny ahy kosa nataony arivoarivo. Ny fanjakana ihany sisa no tsy azony!”+