FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 35:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nandefa iraka nankany amin’i Josia i Neko, nanao hoe: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa, ry mpanjakan’ny Joda? Tsy hiady aminao no nahatongavako androany, fa hiady amin’ny fahavalo hafa izay asain’Andriamanitra hampihorohoroiko. Koa aza manao an’izao ianao, noho ny amin’Andriamanitra izay momba ahy, sao hahita loza ianao, ary sao haringany.”+

  • Ohabolana 3:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Aza mifamaly tsy amin’antony+ amin’olona raha tsy nanao ratsy anao izy.+

  • Ohabolana 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Voninahitra ho an’ny olona ny tsy mifamaly,+ fa ny adala rehetra kosa vao mainka miditra amin’ny fifamaliana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara