2 Tantara 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia resy teo anoloan’ny Israely ny Joda,+ ka samy nandositra nankany amin’ny tranolainy avy.+ Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+