FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa niakatra izy ireo ka nijery taratra an’ilay tany, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ eo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+

  • Nomery 34:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 ary eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatreo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ ary hitohy mankany Zedada,+

  • Ezekiela 47:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 sy Hamata,+ sy Berota,+ sy Sibraima izay eo anelanelan’ny sisin-tanin’i Damaskosy+ sy ny sisin-tanin’i Hamata, ary Hazera-hatikona izay eny akaikin’ny sisin-tanin’i Haorana.+

  • Amosa 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hanangana firenena hamely anareo aho, ry taranak’Israely.+ Ary hampahory anareo izy, hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata+ ka hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Araba’, hoy i Jehovah Andriamanitry ny tafika.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara