Genesisy 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izy rehetra ireo niray dina+ ka niara-nankany amin’ny Lemaka Ivan’i Sidima,+ izany hoe ny Ranomasin-tsira.+ Deoteronomia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.
3 Ary izy rehetra ireo niray dina+ ka niara-nankany amin’ny Lemaka Ivan’i Sidima,+ izany hoe ny Ranomasin-tsira.+
17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.