2 Tantara 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Enina ambin’ny folo taona i Ozia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekolia+ avy any Jerosalema.
3 Enina ambin’ny folo taona i Ozia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekolia+ avy any Jerosalema.