FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tezitra mafy+ anefa i Ozia, ary nisy fitaovana fandoroana emboka manitra teny an-tanany.+ Raha iny izy mbola tezitra tamin’ny mpisorona iny, dia nisy habokana+ nipoitra+ teo amin’ny handriny, tamin’izy teo anatrehan’ny mpisorona teo akaikin’ny alitaran’ny emboka manitra, tao an-tranon’i Jehovah.

  • Joba 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andriana,

      Sady tsy mba manaja ny olona ambony mihoatra noho ny olona ambany,+

      Satria samy asan’ny tanany ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara