Levitikosy 13:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Haloto izy amin’ny andro rehetra haharetan’ilay aretiny. Maloto izy ka tokony hitoka-monina. Ary any ivelan’ny toby+ no ho fonenany. Deoteronomia 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mitandrema amin’ny habokana,+ ka tandremo tsara izay rehetra hampianarin’ny Levita mpisorona anareo.+ Araho tsara izay nandidiako+ azy ireo.
46 Haloto izy amin’ny andro rehetra haharetan’ilay aretiny. Maloto izy ka tokony hitoka-monina. Ary any ivelan’ny toby+ no ho fonenany.
8 “Mitandrema amin’ny habokana,+ ka tandremo tsara izay rehetra hampianarin’ny Levita mpisorona anareo.+ Araho tsara izay nandidiako+ azy ireo.