2 Mpanjaka 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Joahaza,+ ka tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy. 2 Mpanjaka 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, ka tsy niala tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+
2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana i Joahaza,+ ka tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.
24 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, ka tsy niala tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+