Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+