2 Mpanjaka 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+ 2 Mpanjaka 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’ny taona fahafito amby roapolo nanjakan’i Jeroboama mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Azaria+ zanak’i Amazia+ mpanjakan’ny Joda. 1 Tantara 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Joasy niteraka an’i Amazia;+ Amazia niteraka an’i Azaria;+ Azaria niteraka an’i Jotama;+
21 Dia nalain’ny mponin’i Joda rehetra i Azaria,+ izay enina ambin’ny folo taona,+ ka nataony mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+
15 Tamin’ny taona fahafito amby roapolo nanjakan’i Jeroboama mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Azaria+ zanak’i Amazia+ mpanjakan’ny Joda.