2 Tantara 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana izy,+ toy izay rehetra nataon’i Ozia rainy,+ fa tsy nitsofotsofoka tao amin’ny tempolin’i Jehovah kosa.+ Mbola nanao ratsy ihany anefa ny vahoaka.+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah foana izy,+ toy izay rehetra nataon’i Ozia rainy,+ fa tsy nitsofotsofoka tao amin’ny tempolin’i Jehovah kosa.+ Mbola nanao ratsy ihany anefa ny vahoaka.+