2 Mpanjaka 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Azaria, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany? 2 Tantara 27:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama+ sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda.
6 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Azaria, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
7 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jotama+ sy ny ady rehetra nataony ary ny zava-bitany rehetra, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Israely sy Joda.