FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 “Hampirisihin’i Jehovah hiady aminao ny firenena avy any lavitra,+ avy any amin’ny faran’ny tany, izay toy ny voromahery mifaoka tampoka,+ dia firenena tsy ho azonao ny fiteniny,+

  • Salamo 78:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Nampihariny tamin’izy ireo ny fahatezerany mafy,+

      Dia fisafoahana sy fanamelohana sy fampahoriana,+

      Ary anjely maro izay nirahina hitondra loza.+

  • Isaia 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Jereo ny Asyrianina+ izay tsorakazon’ny fahatezerako!+ Ary ny tehina eny an-tanany no hoentiko hanamelohana.

  • Jeremia 43:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Handefa iraka aho haka an’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko.+ Ary hapetrako eo ambonin’ireo vato nafeniko ireo ny seza fiandrianany. Hovelariny eo ambonin’ireo koa ny tranolainy tsara tarehy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara