2 Mpanjaka 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’izay i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no niakatra hiady tamin’i Jerosalema sy hanao fahirano an’i Ahaza, nefa tsy naharesy.+ Isaia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy nilaza tamin’ny taranak’i Davida hoe: “Miantehitra amin’i Efraima+ i Syria.” Dia nipararetra ny fon’ny mpanjaka sy ny fon’ny vahoakany, eny, nipararetra toy ny hazo any an’ala tsofin’ny rivotra.+
5 Tamin’izay i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no niakatra hiady tamin’i Jerosalema sy hanao fahirano an’i Ahaza, nefa tsy naharesy.+
2 Ary nisy nilaza tamin’ny taranak’i Davida hoe: “Miantehitra amin’i Efraima+ i Syria.” Dia nipararetra ny fon’ny mpanjaka sy ny fon’ny vahoakany, eny, nipararetra toy ny hazo any an’ala tsofin’ny rivotra.+