1 Mpanjaka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany? 2 Tantara 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i+ Ahaza sy izay rehetra nataony, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy Israely.
29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
26 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i+ Ahaza sy izay rehetra nataony, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin’ny Boky+ Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy Israely.