FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+

  • Deoteronomia 32:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 dia hoy koa izy: “Alatsaho ao am-ponareo ny teny fampitandremana rehetra izay lazaiko aminareo androany,+ mba handidianareo ny zanakareo hankatò tsara ny teny rehetra ato amin’ity lalàna ity.+

  • Salamo 81:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Mihainoa, ry oloko, fa hijoro ho vavolombelona hiampanga anao aho.+

      Ry Israely ô, raha mba nihaino ahy mantsy ianao,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara