Lioka 3:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Kenana zanak’i Enosa,+Enosa zanak’i Seta,+Seta zanak’i Adama,+Adama zanak’Andriamanitra. 1 Korintianina 15:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Fa izao mihitsy no voasoratra: “Tonga zavamananaina* i Adama voalohany.”+ Ary i Adama farany kosa tonga fanahy*+ mahavelona.+
45 Fa izao mihitsy no voasoratra: “Tonga zavamananaina* i Adama voalohany.”+ Ary i Adama farany kosa tonga fanahy*+ mahavelona.+