Genesisy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izao no tantaran’i Sema:+ Rehefa zato taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy, roa taona taorian’ny safodrano.
10 Izao no tantaran’i Sema:+ Rehefa zato taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy, roa taona taorian’ny safodrano.