1 Tantara 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa natao ny antsapaka dia azon’i Josefa+ avy amin’ny taranak’i Asafa ny voalohany; an’i Gedalia+ ny faharoa—roa ambin’ny folo izy sy ny rahalahiny ary ny zanany lahy—;
9 Rehefa natao ny antsapaka dia azon’i Josefa+ avy amin’ny taranak’i Asafa ny voalohany; an’i Gedalia+ ny faharoa—roa ambin’ny folo izy sy ny rahalahiny ary ny zanany lahy—;