-
2 Samoela 6:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Farany, dia nisy nilaza tamin’i Davida Mpanjaka hoe: “Notahin’i Jehovah ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra azy, noho ny amin’ny Vata masin’Andriamanitra.” Koa lasa i Davida naka ny Vata masin’Andriamanitra tao an-tranon’i Obeda-edoma, ka nampiakatra azy io tamim-pifaliana ho any amin’ny Tanànan’i Davida.+
-