5 Ary teo anoloan’ilay Vata i Solomona Mpanjaka sy ny vahoakan’Israely manontolo, izay tonga tamin’ilay fotoana nifanaovany taminy. Nanao sorona+ ondry sy omby be dia be tsy tambo isaina izy ireo.+
6 Ary nanao sorona+ ondry sy omby be dia be tsy tambo isaina i Solomona Mpanjaka sy ny vahoakan’Israely manontolo, izay tonga tamin’ilay fotoana nifanaovana taminy teo anoloan’ilay Vata.