Nomery 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny zanak’Israely: Josoa 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nitso-drano+ azy ireo i Josoa, ka nandefa azy nody tany amin’ny tranolainy avy. 2 Samoela 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy. 1 Mpanjaka 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana izy ireo.
18 Rehefa voatolotr’i Davida ny sorona dorana sy ny sorona iombonana, dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah+ Tompon’ny tafika izy.
14 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana izy ireo.