2 Samoela 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanao izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy teo am-pelatanan’ny fahavalony+ rehetra sy teo am-pelatanan’i Saoly.+ 2 Samoela 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary izao no teny farany nataon’i Davida:+“Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Eny, ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Sy ilay olona mahafinaritra voalazan’ny hira fideran’ny+ Israely. 1 Tantara 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy Levita+ notendreny hanompo+ teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, mba hanome fampahatsiahivana+ sy hisaotra+ ary hidera+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, 2 Korintianina 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izao fanompoana ho an’ny besinimaro izao, dia tsy natao fotsiny mba hanomezan-javatra be dia be hikarakarana izay ilain’ireo olona masina,+ fa natao koa mba hisian’ny fisaorana maro be ho an’Andriamanitra.
22 Nanao izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy teo am-pelatanan’ny fahavalony+ rehetra sy teo am-pelatanan’i Saoly.+
23 Ary izao no teny farany nataon’i Davida:+“Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Eny, ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Sy ilay olona mahafinaritra voalazan’ny hira fideran’ny+ Israely.
4 Ary nisy Levita+ notendreny hanompo+ teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, mba hanome fampahatsiahivana+ sy hisaotra+ ary hidera+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,
12 Fa izao fanompoana ho an’ny besinimaro izao, dia tsy natao fotsiny mba hanomezan-javatra be dia be hikarakarana izay ilain’ireo olona masina,+ fa natao koa mba hisian’ny fisaorana maro be ho an’Andriamanitra.