Genesisy 36:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ireto no zanakalahin’i Zibona: Aia sy Ana. Io Ana io no nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, fony izy niandry ny ampondran’i Zibona rainy.+
24 Ary ireto no zanakalahin’i Zibona: Aia sy Ana. Io Ana io no nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, fony izy niandry ny ampondran’i Zibona rainy.+