Genesisy 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary i Jehovah nahatonga loza lehibe tamin’i Farao sy ny ankohonany,+ noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.+ Genesisy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+
17 Ary i Jehovah nahatonga loza lehibe tamin’i Farao sy ny ankohonany,+ noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.+
3 Dia tonga teo amin’i Abimeleka tao amin’ny nofy Andriamanitra tamin’ny alina, ka niteny hoe: “Ho faty ianao noho ny amin’io vehivavy nalainao io.+ Efa misy tompony mantsy izy, satria vadin’olona.”+